Commit

b5bc882

Mba te hanandrana kely ilay famadiham-piteny amin’ny tenin-drazako koa aho. Tena tsara tokoa ity rohy ity fa ahafahana mifandray amin’ny mpisehatra eo amin’ny resaka teknolojia sy ny kajy mirindra. Fanampin’izany, adiny 48 ora fotsiny ny namoahana ny « version » voalohany. Tena hoe mendrika tehaka hianareo. 😁

commit b5bc882